Mankasitraka
Rbrl
Mankasitraka
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan’andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao sy ny fahasoavanao
Ka amin’izao fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa lehibe ny fitiavanao anay
Manodidina ahy mora mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia tsy mba miova
Na omaly, na anio, na ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl