Mankasitraka

Njakatiana feat Inah

Mankasitraka


(V) Tsaroako isika dahy fony zaza
Tsy mahasaraka, tsy mba nifankafoy
(L) I neny mibedy ahy, ianao mpandaza
Tsisy arakaraka,Tsy misy roiroy


Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
Fa nitahy antsika sady tsy nanary
I dada sy neny ankasitrahana
Fa Nampianatra (V) Nampianatra (L) fifankatiavana (V) hum hum (L)
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
Anadahiko (V) anabaviko (L)
Hary elatra aho fa ianareo mbola tsy foiko
Na inona inona izay mety hadisoako teo fona ianao
Ilay mpiaro ahy
Tena ao am-po sy fanahy “Tiako ialahy”


(L) ‘zay manahirana azo hifanampiana,
Antsoy aho, f’aza mihaotra
(V) Raha to aka tsisy atao sendra mangingina
Eo foana aho, (LV) mamangy matetika


Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
….
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
….
(X2)


·