Mankanesa aty amiko

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Mankanesa aty amiko


Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra,
Ianareo izay miasa fatratra
Sy mavesatra entana
Fa Izaho no hanome anareo
Ny fitsaharana.
Fa Izaho no hanome (anareo)
Ny fitsaharana.


Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra,
Ianareo izay miasa fatratra
Sy mavesatra entana
Fa Izaho no hanome anareo
Ny fitsaharana.
Fa Izaho no hanome (anareo)
Ny fitsaharana.


Ento ny ziogako
Ka mianara amiko
Fa malemy fanahy
Sady tsy miavona am-po aho
Dia hahita fitsaharana (×3)
Ho an’ny fanahinareo ianareo


Ento ny ziogako
Ka mianara amiko
Fa malemy fanahy
Sady tsy miavona am-po aho
Dia hahita fitsaharana (×3)
Ho an’ny fanahinareo ianareo


Mankanesa…


©ILAYNANTENAINY


·