Mankanesa ao amin'i Tompo

Ndriana Ramamonjy

Mankanesa ao amin’i Tompo


Mankanesa ao amin’i Tompo ianao
Raha toa mavesatra entana
Fa izy anie , te hanome ny fitsaharana ho anao
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fitsaharana


Tsy mahay mitia ny hafa ve?
Tsy mahay mamela heloka
Miavona , mifankahala sady be lolom-po
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fitsaharana


Mianara amin’i Tompo ianao
Ento koa re ny ziogany
Tsy miavona no manana alamem-panahy o
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fitsaharana


Mievitra ny hafa foana Izy e
Na anaty fahoriana
Na dia teo ambony hazo fijaliana
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fitsaharana


Mankanesa ao amin’i Tompo ianao
Raha toa mavesatra entana
Fa izy anie , te hanome ny fitsaharana ho anao
Mahavonjy Izy e , be fitiavana
Manome ny fitsaharana


·