MANKANESA
Ny Feo Mamatonalina
MANKANESA
Mankanesa aty Amiko ianareo rehetra
izay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy Fanahy sady tsy miavon’am-po Aho
dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo ianareo
Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako