MANKALAZA ANAO
Frera Marista
MANKALAZA ANAO
Mankalaza anoa izahay
Ry Masindahy Champagnat,
Fanantenanay any an-danitra any
Tokinay, herinay, voninahitray
Nahavita soa fahavelonao,
Derainay ianao, ry Mpiaro anay
1-Vonikazo maro no namboleno
Dia ireo Relijiozy fikambananao
2-Zanaka manaja nyVirjiny Reny,
Ianao ry Ray fankan-tahakay.