Maniry aho Jesoa

SLK Miantsa ATV

Maniry aho Jesoa


1- Maniry aho Jesoa ho Anao
Hitoeranao ny fanahy sy ny fo
Tapahinao koa ny fiainako
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho anao


2- Tsy mendrika aho nefa mino fa ao
Fitiavanao no nandraisanao ahy
Diovy mba ho Anao ny fanahy
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho Anao


3- Maniry aho Jesoa ho Anao
Miasa eo an-tanimbolinao
Ny aiko no ho fetrako ao
Ekeo Jesoa,raiso aho ho Anao


Slk Miantsa ATV


·