MANIRAKA ANAREO AHO (Re)

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

MANIRAKA ANAREO AHO (Re)

  1. Maniraka anareo aho : tonga ity ny fotoana
    Mitsangana ka mandehana !
    Ny vokatra maro ô! Fa ny mpijinja no vitsy e!
    Angataho àry ny Tompom-bokatra
    Haniraka mpiasa amin’ny sahany

Mitsangana e! Mirosoa amin’ny lalina hatrany!
Alatsaho àry ny haratonareo, hahazoana hazandrano

Sikino ny lamba, fehezo ny kappa
Aza be ahiahy fa ny Tompo no hiahy sy hanampy anareo
Tafio ny fitiavana, iakanjoy ny finoana
Mahereza re Razandry, mahereza re Razoky

·