MANINONA IANAO

DAFAH

MANINONA IANAO


Maninona ianao
No mbola tsy mety
Hendry foana
Nahoana
Heverinao
Fa tsy mankarary
Ny foko angaha ny mandre !
Hoe !
Miaraka amin’ny bandy hafa indray, hono, ianao
Raha mba ianao moa
No ataoko an’izany
Manao ahoana ny fihetseponao
Izaho anefa
Efa mba miezaka ihany
Miezaka hatrany
Hampifalifaly anao hatrany


Refrain : Maninona ianao
No mbola maditra (2x)
Inona koa
Mba fitiavana nomenao ahy
Tsy itako
Izay fomba ialana aminao
Amin’izany ditra
Ataonao izany


·