Manina anao

Kelly Rajerison

Manina anao


Manina anao aho
Mahatonga ahy mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa izao
Dia ny alaheloko anao


Manina anao aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny alaheloko anao


Dia nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho


·