MANGETAHETA(be ireo fahotana)

Feon'ny fiderana

MANGETAHETA(be ireo fahotana)




  1. Be ireo fahotana vitako
    Tsy niery teo imasonao
    Ka mila fanadiovana ny fo amam-panahy


    Lehilahy: Tompo ô! Ampianaro ahay ity
    Hitia ireo namako fa tsy hania
    Mba ho hisan’ny ho ao ambala
    Fa tsy ivelan’ny fefy




REF: Te ho olona afaka aho,
Maniry ny ho tantananao
Sakambino aho Tompo ô!
Hiara-dalana aminao
(Ou ou ou ou)*2 ( izany indrindra no ilako ianao )
Dia ho sambatra eo ankaikinao



  1. Ianao no ilay telo izay iray
    Ianao ’lay ray zanaka fanahy
    Nampianatra ny maro ianao
    Hahay mifankatia


Lehilahy: Tompo ô! Ampianaro ahay ity
Hitia ireo namako fa tsy hania
Mba ho hisan’ny ho ao ambala
Fa tsy ivelan’ny fefy


REF: Te ho olona afaka aho
Maniry ny ho tantananao
Sakambino aho Tompo ô!
Hiara-dalana aminao
(Ou ou ou ou)*2 (izany indrindra no ilako ianao)
Dia ho sambatra eo ankaikinao


·