MANGETAHETA

AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)

MANGETAHETA


Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Nandeha nitady izay niriko tokoa
Nefa tsy nahita voka-tsoa
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao


Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
Maniry ny eo akaikinao hatrizay
Ho eo anilanao mandrakizay
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Manenina ny ratsy vitako aho
Mamela re ny heloko
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro lavitra Anao
Mangetaheta Anao ny foko Jesoa
Mahatsiaro ny fitiavanao
K’aza manalavitra anay
K’aza manalavitra anay
AHLjuin2022


·