Mangataka dia mino amin’ny fo
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Mangataka dia mino amin’ny fo
Raha hatrizay ianao no nahatsiaro
Fa nisy ny vavaka izay nataonao
Dia tsy nivaly mihitsy hatramin’izao
Ankehitriny ketraka ianao
Teny fohy no hampaherezako
Anao ilay namako tsy foiko ho kivy
Andraso kely tsy hadinony ianao
Fa Izy mahalala ny atao