Manezaha

Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa

Manezaha


Manezaha antso avo
Ka asandrato ny feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao


Fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre


Fa isika no nampisy efitra
Nampisaraka antsika taminy
Ny otantsika no hanafenany ny tavany
Tsy hianoany antsika


Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny


·