Mandrosoa

R. Mialy

Mandrosoa


Maniry Anao ny foko
Mangetaheta Anao
Fa mila Anao Jesoa ny fiainako
Midira, hamasino aho


Refrain : Voaiko ho Anao ny foko
Mandrosoa Jesosy ô!


Mangetaheta ny honenanao
Ato amiko aho
Fa mila Anao aho
Tia Anao aho Jesosy ô


Arotsay ny afon’ny Fanahy
Hameno ahy


Fa androany aho manokatra ny foko
Hidiranao Jesoa


·