MANDROSO
ISAAC DE PAUL
MANDROSO
Roso hatrany ny diantsika
Mahereza amin’ny asa vita
Tsy ho foana ny fanantenana e!
Tsy maintsy ho tonga ao an-tany Kanàna
Mandroso oh (×2)
Tsy misy mihemotra e!
Mandroso oh
Mandroso oh (×2)
Fanompoagnantsika , aza avela hangatsiaka
Pharaons toujours afara
Mpanenjika tsy mandeha alôha e!
Fanompoagnanô ataova tsara eh , yah!
Soavadia tongavasoa .
Oh yah eh ! Isika tsy maints mandroso oh!
Oh yah eh! Roso hatrany ny Dia e!
Miady ny ady tsara, tsy maika tsy tara. (×4)
Mandroso amin’ny fanompoana e!
Mandroso amin’ny fahazotoana e!
Mandroso tsy miatoato !
An’i Jesosy 100%