MANDRAVA DEVOLY

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

MANDRAVA DEVOLY


1-Indreto izahay IRAFIA faly miarahaba anareo
Tonga miara miredona ho fiderana mahafinaritra
Ho an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy
Asandratray ny dera sy laza ho Anao ry Tomponay


Réf:Miderà,mihirà fa mendrika izany ilay Jesosy
Ataovy ho ren’izao tontolo izao fa tsara
Tsara ny Andriamanitra
Ho resy lahatra ianao an’io
Fa Tia anao Izy io


2-Ho lazaina aminao anio resy io devoly io
Amin’ny anaran’i Jesoa Kristy mialà ka Mandehana
Efa voahomana ho anao ilay farihy afo mirehitra
Atambatray ny heriny,ny finoanay handrava ny momba anao


Réf: ….


Miala,miala,miala,miala
Miala ny fankahalana,fijanganjangana,ny Fialonana
Miala,miala,miala,miala
Ny aretina,fitaka,lainga, ditra,trosa
Miala,miala,miala,miala
Ny havonavona,ny hakamoana,ny hamamoana
Miala


·