MANDEHANA, MITORIA(derao,ambarao)

Feon'ny fiderana

MANDEHANA, MITORIA(derao,ambarao)


Derao ! Ambarao
Derao !Ankalazao
Fa lehibe Jehovah
Sambatr’izay mialoka aminy
Ambarambarao eran-tany
Ny asa lehibe nataony


Izay nihaino anareo, dia mihaino ahy
Izay manda anareo, dia manohitra ahy
Izay manohitra Ahy, dia mandà zay naniraka Ahy


Koa mandehana ianareo
Ataovy mpianatro ny firenena rehetra
Mitoria ny filazantsara.
Tia ankanavaka fa ho an’olona rehetra


Derao ! Ambarao
Derao ! Ankalazao


                                                             A/C: Mr Tafita

·