Mandehana

SLK Vonona:METM betifaga

Mandehana


Mandehana ianareo,
Torio nareo ny teniko
Amin’izao tontolo izao
Hoy jesosy tompo soa
Ô mitsangana,mandehana
Jesosy tompo,haniraka anao
Ampahafataro,ny namanao
Ny famonjen’i kristy
Tsy izay miantsoantso hoe tompoko
No,,,,ho vonjena
F’izay manao ny sitrako
No hahazo ny famonjena


·