Mandalo miserana
Groupe AGAPE Mahajanga
Mandalo miserana
Mandalo miserana ny eto an-tany
Tsy misy maharitra mandalo
Mpivahiny izaho sy ianao
Raha miaina eto an-tany
Ka hevero izay atao
Sao hanenina sy tomany
Raha tonga tampoka lay fotoana
Mety hifandaozana
Dia mandra-pihaona e!
Mandalo miserana ny eto an-tany
Tsy misy maharitra mandalo
Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
Fa ratsy izao fiainana izao
Ialao ny toetra ratsy zay fanaonao taloha
MiovĂ ho tonga vaovao
Raha tonga …
A/C : Bernard Richard