Mandalo
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Mandalo
Mandalo ny olanao
Fa tsy maintsy voavaha
‘Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.
Anjaranao ny mandray
‘Lay Jesosy anio
Hahafahany manome
‘Lay fiadanany ho anao
Fa tsy misy tranon’omby intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.