MANATRIKA ETO

ISAAC DE PAUL

MANATRIKA ETO


Ref:
Manatrika eto Jesosy
Sokafy ny fonao hidirany.


I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso (fafany)
Ny fatopatotra (voavaha)
Ny mitanondrika (mitraka)


II
Manafa amin’ny adalana
Mamela ny fahotana
Mizara maimaimpoana ny fanahy masina
Ho an’izay mazoto mangataka


·