Manatona

FEO MIRINDRA

Manatona


Manatona,dieny mandona ao amponao kristy
Mitalaho,miantso anao,maneho fitia
Indro rano,manganohano
Hanasana ny helokao
Modia,modia,avia mamalia


Ref: Jesosy efa maty,ilay ra no fanekena
Izay mino atao batisa no ho vonjena
Avia manatona,izao no fotoana
Raiso ho anoa maimaimpoana


Miantefa aminao izay mandre ity antso ity
Inona ny andrasanao? Jeso tena tia
Eny tsisy mahalala izay avoakan’ny anio
koa aza misalasala,io ilay rano hanadio


·