MANAO AHOANA
DAFAH
MANAO AHOANA
Manao ahoana ianao Razandry
Ny ankizy efa miandry
Hiarak’ilalao indray
Eo an-tokontany be
Fa sitrana hono ialahy
Mafy letsy iny
Gravy letsy iny
Nefa ho a ! sitrana tsara ialahy
Ialalao kanety
Hinana voatsinefy
Hiaraka hifety
Eny ambony sarety
Anao rahosijamba
Eo ambony kianja
Dia hifaly havanja
Hanao kilanja