Manandra-peo

Ndriana Ramamonjy

Manandra-peo


Manandra-peo , samia midera
Ho an’Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an’Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy


Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao


Manandra-peo , samia midera
Ho an’Andriamanitra
Reo mpanakanto , samia mahatsiaro
Ho an’Andriamanitra
Nahoana tokoa moa ilay Nahary
Zavatra ary sy hita maso rehetra izao
No omena haja sy ny voninahitra Izy
Satria mendrika Azy


Tsara tokoa no fo izay mino Azy
Eo ko ny vava tena manaiky Azy
Ndao hiara-hidera dia hahazo hery ianao anie
Fiderana ihany , fiderana hatrany , ho eo ambavanao


·