Manana finoana

VAZON'NY LANITRA

Manana finoana


Raha toa ka mandao ireo sakaiza
Raha toa ka mandao ny olon-tiana
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso


Raha roa ka tsy metimety ny fiainanao
raha toa ka feno adin-tsaina lava izao
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso


Raha toa ka fahoriana maro no mihatra
Raha toa ka fitsapana mila tsy ho zaka
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso


Refrain
Antsoy Jeso, izao anio izao
Antsoy Jesoa, fa Izy tsy mandao
Ireo olanao, lazao Azy avokoa
Dia hisinda hatreo ny aretin’an-doha
Mbola ao Jeso


·