Manana Anao

Vlm Sahy Ambatonjara

Manana Anao


1-Fa fitahiana lehibe no narotsakao Ray
Ny fahasoavana no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho ren’izao rehetra izao


Ref:
Sambatra aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
(…kay an-tananao)
Ny lanitra no ho tanjonay
Ka manantena Anao, handray anay


2-Raha mbola amin’izao fiainan’ety izao
Tsy misy azo antenaina fa lainga avokoa
Jereo ny fiainana ampanatenain’i Jesosy
Ny andova ny lanitra


A/C : Toky R.


·