MANANA AHO

FEON'IFIALOFANA

MANANA AHO


MANANA AHO
Manana Aho, manana Anao
Manana Aho, manana Anao
Manana Aho, manana Anao,
Jesosy O!
Manana aho, manana anao
Handositra ahy ny fahantrana
Hazava ny lalan-kombana
Harenako ny herinao, Jesosy ô!
Kanana no ho vantaniko
Ka n’aiza n’aiza tany aleha
Ianao no ataoko rehareha
Tsy menatra aho
Noho ny Aminao, Jesosy ô!
Hanandratr’ahy ny tananao
A/C : Rina RAJAONARISON F.T


·