Manan-tsafidy

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Manan-tsafidy


Manan-tsafidy ny olondrehetra
Tompon-tsafidy amin’izay tiany
Nefa tsarovy ho avy ny andro
Hanotanian’ ny Tompo aminao ny zavatra vita


Na ny devoly na Jeso Tompo
Samy miantso olona hiasa
Hanangona ny ondry hiditra ambala
Manantsafidy ny olon-drehetra ka ho aiza ianao


Fiana-tsy hita (elo mirehitra) io lay tanana (any satana)
Fampahoriana(sy ranomaso), fampijaliana
Izany no fiainana
Jerosalema (io lay tanana) lay valan’ ondry (an’ I Jeso kristy)
Io lay tanana ( Jerosalema) Feno hafaliana
Mandrakizay doria


Mbola tsy tonga ny andro farany
ho anareo izay tsy tapakevitra
Ndao miverena hiaraka aminay
Ho any amin’ny fiainana mandrakizay


·