Manan-karena

JEANNOT

Manan-karena


Azony ianao
Na somparany aza ianao
Tsy afa manoatra fa mibanjina indray
Miandry ny masoandro
Ianao aza efa lavo
Manahy ianao sao lany zara


Fa na ahilika aza ianao
Dia nikiry tsotra izao
Matahotra ny ho very anjavona indray
Miandry ny hasambarana
Hatrizay tsy mba nananana
Notsiriritina hatry ny ela


Manankarena, mahavita tena
Ho rehareha fa mamy anie ny fiadanana
Na tsy ho anjarany aza
Fa rediredin’adala
Manonofy foana ianao


·