Manalazy
Lova Mamisoa
Manalazy
Iny izy fa tonga hariva be x2, ewa, taraiky tany ampiasana
Tonga izy tao antrano dia, x2, ewa, nandray ny gitara
Refrain
Izay ilay fiainana rehefa mba manalazy x2