MANAJA VAHINY

SOLO MIANADAHY

MANAJA VAHINY


Raha mandalo any ihany ianareo
‘Zahay aty tsy manadino havanareo
Raha tonga aminay ianareo
Izao no tsarovy zareo
F’izahay anie vonon-kandray anareo


Ny an-tanàna zalahy tena mahafinaritra
Misy ny havanay tsirairay
Raha tonga aminay ianareo
Izao no tsarovy zareo
F’izahay anie vonon-kandray anareo


Ref x2
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2


Raha mandalo any ianareo
(Tsy vahiny fa an-tanàna)
Raha mandalo any hoy aho ianareo
(Dia hovoaray tsara ianareo)


Mandalova matetika tse aa
Eee nareo e x2
Raha tonga aminay any ianareo e x2
Laoka gisa sy barawa ny ao e
Makalioka sy apango magnitry e
Eee nareo e x3
Eee ianao koa tonga aminay anh
Hamonoanay gisa ee
O o o o o o o o
Tefaka tefaka tefaka mirefodrefotra
Tefaka mirefodrefotra
Ampiarahina amin’ny hira maresaka x2
Merci amin’ilay angorondaona zama a


Ref x2
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2


Hoy izaho hoee
Manajà vahiny zalahy ee


Ref x2
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2


·