Manahirana
Vetson-kira
Manahirana
Mihamanairana ny fiainana
Mba dinio re, mba dinio a
Miolakolaka ny lalana oh
Ahitsio re, ahitsio a..
Ref: Idirandoza ny ambany masoandro
Ny haratsiana mitombo isan’andro
Zava-doza e, zava-doza a
Ka mihevera ny tokony atao
Fa mila miambina isika sy ianao e
Zay ilay izy e, izay ilay izy a..
X2
Ny satro-boninahitrao havako oh
Tano mafy e, tano mafy a..
Ny tombon-dalana azonao namako oh
Be mpandrafy e, be mpandrafy a…
Ref: Idiran-doza….
X2