Mana-namana

Inah

Mana-namana


Ilay fitia nifamaly nahatsara
Ny finamanantsika ka naharitra
Na samy efa misy dimby sy fara
Mbola indreto isika taf(i)araka
Reo soa sy kanto nifampizarana
Iriko mbola hitohy fa tsy (ho)hajanona
ou ouhh


Horaikentintsika hotantara
Hokaloina ka ampio feon-gitara


Fa tena namana tokoa
Nifandray toa mpiray tampo
Hatram’izay hatram’izao


Izao hira izao no hiraiko
Aingam-panahy avy ao am-po
Fa sambatra aho mana-namana.


Reo soa sy kanto nifampizarana
Iriko mbola hitohy fa tsy (ho)hajanona
ou ouhh


Horaikentintsika hotantara
Hokaloina ka ampio feon-gitara


Fa tena namana tokoa
Nifandray toa mpiray tampo
Hatram’izay hatram’izao


Izao hira izao no hiraiko
Aingam-panahy avy ao am-po
Fa sambatra aho mana-namana.


Fa tena namana tokoa
Nifandray toa mpiray tampo
Ka sambatra aho
Ka sambatra aho
Ka sambatra aho


Fa tena namana tokoa
Nifandray toa mpiray tampo
Hatram’izay hatram’izao


Ka sambatra aho
mana-namana
…namana


·