MAMY

NY Kalo

MAMY


Mamy ny Teninao Tompo
Aina ho an’ny rehetra
Fahasalaman’ny nofoko
Tena feno hery


Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany


Tsara ny teninao Tompo
Toa fanilo hanazava
Ny haizina izay nameno fo
Indro nohazavainao


Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany


A/C: Haja Mahefa


·