Mampitoetra

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Mampitoetra


Prelude
Natao Ho Anao Anie,
Izao Hira Izao,
Ianao Ilay Tiany,
Tsy Foiny Tokoa,
Fa Onena Anao Izy,
Te-Hamaha Ny Fatoranao,
Fa Fitiavana Lehibe
No Nentiny Ho Fiainanao


Natao Ho Anao Anie,
Izao Antso Izao,
Ianao Ilay Tiany,
Tsy Foiny Tokoa,
Fa Onena Anao Izy,
Te-Hamaha Ny Fatoranao,
Fa Fitiavana Lehibe
No Nentiny Ho Fiainanao


Mampitoetra Anao,
Jesosy Malala
Mampitoetra Tokoa,
Ny Lalam-Piainanao
Maneke Azy Anio
Ho Tomponao


Mampitoetra Anao,
Jesosy Malala
Mampitoetra Tokoa,
Ny Lalam-Piainanao
Maneke Azy Anio
Ho Tomponao


Interlude


Izay Hahasoa Anao,
No Kendren’i Jesosy,
Hitondra Hasambarana,
Fiainam-Pitiavana,
Nomaniny Ho Anao,
An-Danitra Lapasoa
Hovantaninao Anie
Rahatrizay Ho Fiadanantsoa


Izay Hahasoa Anao,
No Kendren’i Jesosy,
Hitondra Hasambarana,
Fiainam-Pitiavana,
Nomaniny Ho Anao,
An-Danitra Lapasoa
Hovantaninao Anie
Rahatrizay Ho Fiadanantsoa


Mampitoetra Anao,
Jesosy Malala
Mampitoetra Tokoa,
Ny Lalam-Piainanao
Maneke Azy Anio
Ho Tomponao
Mampitoetra Anao,
Jesosy Malala
Mampitoetra Tokoa,
Ny Lalam-Piainanao
Maneke Azy Anio
Ho Tomponao


Maneke Azy Anio
Ho Tomponao


Maneke Azy Anio
Ho Tomponao


·