Mampandresy anao Jeso

Riampeon' Ny Maritiora

Mampandresy anao Jeso


Tsisy afa tsy Jesoa no afaka mampandresy
Mampandresy anao amin’ny ady mafy
Azy avokoa ny fahefana rehetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra


Tsisy afa tsy Jesoa no afaka mampandresy
Mampandresy anao amin’ny ady mafy
Azy avokoa ny fahefana rehetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra


Matokia fa Jeso hiady hiady ho anao Izy
Efa nolazainy ombieny taminao izany
Tsy mivadika amin’izay nolazainy Tompo
ka raiso ho apinganao ny fiasan’Izy Tompo


Matokia fa Jeso hiady hiady ho anao Izy
Efa nolazainy ombieny taminao izany
Tsy mivadika amin’izay nolazainy Tompo
ka raiso ho apinganao ny fiasan’Izy Tompo


Avelao ary ny fanahiana ety
fa na inona mitranga, na mora na mafy
Jeso hiady, hampandresy anao Izy
hiady hampandresy anao Izy,
Jeso hatreto ka hatrary


Avelao ary ny fanahiana ety
fa na inona mitranga, na mora na mafy
Jeso hiady, hampandresy anao Izy
hiady hampandresy anao Izy,
Jeso hatreto ka hatrary


Matokia fa Jeso hiady hiady ho anao Izy
Efa nolazainy ombieny taminao izany
Tsy mivadika amin’izay nolazainy Tompo
ka raiso ho apinganao ny fiasan’Izy Tompo


Matokia fa Jeso hiady hiady ho anao Izy
Efa nolazainy ombieny taminao izany
Tsy mivadika amin’izay nolazainy Tompo
ka raiso ho apinganao ny fiasan’Izy Tompo


Avelao ary ny fanahiana ety
fa na inona mitranga, na mora na mafy
Jeso hiady, hampandresy anao Izy
hiady hampandresy anao Izy,
Jeso hatreto ka hatrary


Avelao ary ny fanahiana ety
fa na inona mitranga, na mora na mafy
Jeso hiady, hampandresy anao Izy
hiady hampandresy anao Izy,
Jeso hatreto ka hatrary


Tsisy afa tsy Jesoa no afaka mampandresy
Mampandresy anao amin’ny ady mafy
Azy avokoa ny fahefana rehetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra


·