MAMIRAPIRATRA

Ny any aminay

MAMIRAPIRATRA


Mamirapiratra e ! ny any an-tanàna a !
Mamirapiratra e ! ny any an-tanàna a !
lzaho ity miteny irery e ! Malahelo ireo hava-tiana
Toa olona very e ! Fatoran’ny tsy fisiana


Mamirapiratra
Ny any an-tanàna
izaho valabalaka
Tsy mety tamana


Mamirapiratra e ! ny any an-tanàna a !
Mamirapiratra e ! ny any an-tanàna a !
x2


Ka E ! manimanina e ! E ! manimanina a !
Ka E ! manimanina e ! E ! manimanina a !
Manina ka te hody e ! Fa tsy afaka misosososo
ity lahy ny fanafody e! Veloma any Ambohimandroso


Mamirapiratra
Ny any an-tanàna
izaho valabalaka
Tsy mety tamana
Ka e ! manimanina e ! E ! manimanina a !
Ka e ! manimanina e ! E ! manimanina a !


Tonony sy Feony : RAKOTOARISOA


·