Mamiko loatra

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Mamiko loatra


Ry Jeso Mpamindra fo mamiko loatra ianao
Tsy mba manampaharoa ny fitiavanao anay
Natolotrao ho anay ny herin’ny fitiavanao
Famindram-po tsy hita lany isan’andro
No raisinay Aminao


Mamiko ry Jeso
Ny fiainako be siasia taloha
Dia nodiovinao


Ny sitrakao ry Jesosy no tiako ho sitrako
N’aiza2 itondranao ahy tsy andà izay voatendrinao
Ny tonombavaka ataoko tsy hiala anatrehanao
Satria eo Aminao misy fiadanampo sy fiainana mandrakizay


·