Mamiko indrindra Jesosy 0006
BOKIN-KIRA FIDERANA
Mamiko indrindra Jesosy 0006
1
Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka
2
Tsy manana vola aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao
Fiv Tompo ô !
Ino raha avaliko Anao
Amin’ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin’ny kely indrindra
Jesosy ô! Misaotra Anao
3 Haleloia, Haleloia Haleloia,
Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia