MAMIKO IANAO (Sol)
Feon'ny fiderana
MAMIKO IANAO (Sol)
Mamiko Ianao e! Ry Jehovah Ray ô!
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako
Sambatra aho Jesosy ô! Manana Anao e!
Ny eto an-tany moa tsy azo antoka
Fa matoky anefa amin’ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako
Ref:Fa sambatra e!izay tiany
Feno hafaliana ny fanahiny