MAMIKO
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
MAMIKO
Mamiko indrindra ry Jeso o
ny eo anilanao
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao
Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ambany elatrao
na mpanota sy tsy nendrika aza aho
dia tsy mba nahafoinao
Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa ny fahoriana hody fifaliana
hahatonga fiadanam-po