Mamiko
SLK Ambohidroa
Mamiko
FIV
Mamiko ny teninao Jesoa
Ka tiako ho tahanako
Tsy avelako fa hiraiko hatrany
‘reo teny soa mamelona fo
Ny fo ravoravo no indro midera
Satria nahazo hery nohon’ny teninao
Koa tafio ny hery ireto mpitory
Hahay anambara ny teninao