Mamela heloka isan'andro

FIFOHAZANA

Mamela heloka isan’andro



  1. Mamela heloka isan’andro
    Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
    Kanefa, nefa he, indrisy
    Fa lotoiko, fa lotoiko tamin’ny otako.


…. Mh, mh, mh, mh, …
Miantsoantso aho hoe : Ray malala รด
…. Mh, mh, mh, mh, …
Atsangano aho e ! fa efa trotraka.



  1. Tsaroako dia tsaroako eto,
    Ianao Jesosy Zoky be fitia (be fitia) ka
    Kanefa, nefa he, indrisy!
    Fa lotoiko, fa lotoiko tamin’ny otako.


Rotsirotsy ny Mpamonjy
Diboky ny hafaliana izahay
Novesaram-pahoriana
Nefa he, dia fiadanana no natolotrao


·