MAMELA AHO

Tarika Vonjy

MAMELA AHO


Mamela ny helony aho (2 fois)
Sitrano ny ratram-poko n’inona nataony
Na fanahy iniana
Na koa tsy nahy


Mamela ny helony aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao ahy


Fa izay madio am-pò ihany anie
No afaka hahita anao
Tompo lehibe
Tarihonao, harovanao ambininao amin’ny atao
Fa ny hatezeran’ny olona
Tsy hahefany izay marina
Tianao hatao ety an-tany
Voahomana hatry ny ela izay


Mamela ny helony aho (2 fois)
Sitrano ny ratram-poko n’inona nataony
Na fanahy iniana
Na koa tsy nahy


Mamela ny helony aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao ahy


Mamela ny helony aho Jesosy ô !
Satria tiako ianao.


Tarika Vonjy


·