Mamelà ny helokay

Hanitr'ilay Fo Tia

Mamelà ny helokay


Ref:
Andriamanitra o, mamelà ny helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa mba iantrao Tompo o




  1. Tsy nihaino Anao izahay ry Tompo o
    Fa nandao Anao ka tomany sy nijaly
    Ka vonjeo re




  2. Be ireo taraina nifandrafatra aminao
    Be ireo adin-tsaina nanoheranay Anao
    Ka mifona e




  3. ‘Ndreto izahay mitalaho mampahonena
    Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
    Ka ampio re




·