Mamelà

Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo

Mamelà


Mahatsapa aho Ray fa mpanota
Diso feno heloka
Kanefa naheno ny antsonao hoe
“Mbola mandray ireo zay mibebaka”
Fa raha izay vita no tanisaina
Tsy mendrika ahy akory ny ho velon’aina
Fa nohon’ny famindramponao dia
Manantona aho ka sahy milaza hoe


Aoka hamindra fo Ianao
Aoka hamela heloka
Ray be Fitiavana, mamelà


Fa Jesosy no nisolo ota
Maty teo @ hazo fijaliana
Koa nahoana aho no tsy ho sahy hiantso mafy
Hangataka Aminao hoe..


A/C : Fitiavana Rbrl


·