Malahelo ny foko

Mamina de Tuléar

Malahelo ny foko

  Mamina de toliara-malahelo ny foko

na Dia tsy tiany ravavinao sy ny dadanao zah @ny tsika roa miaraka io anefa mbola mitempo ho anao ihany ny foko ka mba raiso Ary anjakao

anefa any andro iray izay niantsoany dadanao ahy ka nobedesiny mafy zah hoe tsy hiaraka aminao intsony mandrakizay kanefa sarotra amiko ny hanadino zavatra vita tsika hatrizay

malahelo ny foko ka tsy hitako izay atao
ny ranomasoko sy ny alahelo nilatsaka noho ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao

Raha izay fiarahantsika nahafinaritra izay,
Tsy hanadinoako anao na oviana. 
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Ny fisianao dia ampy ifaliana. 
na Dia tsy eto akaiko mandrakizay ianao

·