Malagasy misaoma

Dzao Lahy

Malagasy misaoma


1)Na baka atimo , na baka varatra e
Na baka andrefana e , na baka atsinanana e
Malagasy misaoma , mahay malal’azy e
Gasigasy midôla , mahay mikorana rô (× 2)
Tanana havia sy havanana rô Ka mahay mifanohana e
Trano andrefa antsinana rô ze tsy mahalen-kialofana e (×2)
Ah zalah eee ,mahay mifanampy e
Havako aby eee , mahay mifanohana
Malagasy eee , mahay manal’azy e
Tsika jiaby ee, mahay mikorana rô



  1. kiritso-baliha e ,dobok’aponga
    Angaredona sodina e , arahina lamako ô
    Malagasy misaoma a , mahay manal’azy e
    Gasigasy ny DZAO Lahy e , mahay mikorana rô (× 2)


Ravoravo Fa Malagasy????????, gasigasy Dzao Lahy Baka Gasikara dzao (×4)
Ieeee , iaieeee eee eya
Malagasy zao tia fihavanana e
Malagasy manaja namana e
Malagasy mifandray tanana
Mifampatoky mahavita Zavatra e(×2)
Alamako , alamako
Avereno , averimbereno baba
Atambaro zay!


·