Maka Tsirony

Njakatiana

Maka Tsirony


(Intro)
(Synthèt)



  1. Nomena antsika ny karazan-javatra maro dia
    Tsy vitsy akory angamba ny azo alaina fy
    Tsy ngidy ihany no misy amin’ny fiainana an-tany
    Fa misy koa ny atao hoe mamy


‘Ndao hisokatra amin’izay
Mba hiaraka aminay
Tsy aleo isika hifaly indray


Ref :
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka finaritra koa ianao
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka maka tsirony ianao
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka mitovy ny an-tsaina ao
Ilay tadin-dokanga no ampiaraho
Fa lasa izao
2. Izay mangeja rehetra aoka hiala
Hiova rivotra kely fa sao lasa adala
Tsy sanatria toy ny omby mihidy ao am-bala
Iza moa no mahalala


Ndao hisokatra …


Ref: mahafinaritra izay atao …
(Interlude synthète)
Na na na Na na na (x5,2)
Oya oye oya (x4) (3 voix)


Oya oye oya (x2)
Izany hasambarako
Izany fahafinaretako
(X2) (unissons)


Oya oye oya (3 voix)


(Interlude synthète)
Na na na Na na na
2. Izay mangeja rehetra…
’ndao hisokatra …
Ref : mahafinaritra izay atao … (X2)
Na na na Na na na … (fade)


·